Nahoana (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no ampijaliana tononkira.serasera.org
ity foko ojnipk manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.

Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka anio ?

Raha namadika ny ypokngk diana izay natao hatrizay
Ny fitia tsy novidiana ao am-po mandrakizay
kcmfz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7453