FISARAHANA (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
Eny tsy tantiko ny hanatrika
nlkpg Izao fotoana izao tononkira.serasera.org } bis
Mangoraka ny foko malahelo
eyuu ubotuaef Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
Eny tsy tantiko ny hanatrika
nlkpg Izao fotoana izao tononkira.serasera.org } bis
Mangoraka ny foko malahelo
eyuu ubotuaef Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoikeVangy : 36119
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 07/07/2003 13:21
