Ny hirako (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira, ny hirako
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
vstmvjsy Izay any ambadika any ho any
rftuqifu Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
tononkira.serasera.org Sy zava-maro tsy hita isa
Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny msis hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
vstmvjsy Izay any ambadika any ho any
rftuqifu Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
tononkira.serasera.org Sy zava-maro tsy hita isa
Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny msis hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 13051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/11/2001 18:11
