Fanoloran-tena (Amboaram-peon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay qujozv Tompo ô
Fa vonona hanao ny tononkira.serasera.org sitrakao
Sy hanaraka ny kieosl baikonao

Koa tafio ny herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho zidhlfpv faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i Betela
Vangy : 879
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 11:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135