Satry foana (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jhbvk Efa ho ora iray no tononkira.serasera.org tafaray
Miara-mikorana feno hafanana
Ireo mpankafy mozika sy dihy
Toa tsy mba malaina
Satriny aza hitohy ny maraina
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy lzyx mba hiala rzlw eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Fa satry foana tsy mba hiala eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Kotaba be ry zareo
Tsy mety leo
Miara-miangola
Miaraka midola
Miondana aty mankary mankatsy
Korana tsy rava
Raha tsy tsemboka ny tava
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 7908
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Lanto
Daty : 15/06/2004 12:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012