Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mkrhfgch Misy teny iray tsy hay holazaina
Amin’ny snfpdkew tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy fuwxz mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy ho any
F’izao de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, tononkira.serasera.org "L'amour avec toi" -
Amin’ny snfpdkew tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy fuwxz mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy ho any
F’izao de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, tononkira.serasera.org "L'amour avec toi" -
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 5883
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2012 21:54
