tsy mendrika (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo be fitia no miantso anao hoe :
manantona ianareo Avia re mibebaha fa:
marobe acydyx tokoa reo hadalana efa vita tety ka
miantso anao ny Ray :
Tompo ô ! Tsy mendrika ny atao hoe zanakao aho
Tsy mendrika ny hidiranao ambany tafotranoko aho
Tsy mendrika ny hitsimpona ny sombiny
Latsaka amin’ny latabatrao , kanefa shgngw Tompo ô
Ianao no miteny hoe:
‘zay manantona Ahy tsy mba vrqw laviko mihintsy
Zany indrindra no iantsoako anao mba hibebaka tononkira.serasera.org anio izao
Tsy maintsy ateraky ny fanahy mantsy ianareo
Vao hahazo ilay fiainana mandrakizay
Tompo ô ! Tsy mendrika izahay ou ………………………
A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 09:05