Ekeko (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko fa misy,
Ekeko sfrwc fa misy veloma tokoa
Atao amin'ny maty
Atao amin'ny maty, arahina xzdrj saona.
Fa fara-veloma,
Fa tononkira.serasera.org fara-veloma mangidy kokoa,
Fa fara-veloma mangidy kokoa
Ny an'izay velona tsy afaka hihaona.
Tononkalon'i Rado (mey 1969) ehojdrq
Ekeko sfrwc fa misy veloma tokoa
Atao amin'ny maty
Atao amin'ny maty, arahina xzdrj saona.
Fa fara-veloma,
Fa tononkira.serasera.org fara-veloma mangidy kokoa,
Fa fara-veloma mangidy kokoa
Ny an'izay velona tsy afaka hihaona.
Tononkalon'i Rado (mey 1969) ehojdrq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 13698
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/02/2015 15:24
