Adin-tsaina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany re
No tena nisompatra.
Izany ve moa
No mba tononkira.serasera.org hany vitanao
Ny zanantsika roa
Dia nilaozanao amin’izao
Any ivlcx izao ianao
Lasan’iny olon’iny
Moa eudj va adinonao
Ireto zanatsika dimy iiiii
Adin-tsaina, vao hgyylyih maraina
No ato andohako ato
Satria lasa ny vadiko ooo
Any izao ianao
Lasan’iny olon’iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy iiiii
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany re
No tena nisompatra.
Izany ve moa
No mba tononkira.serasera.org hany vitanao
Ny zanantsika roa
Dia nilaozanao amin’izao
Any ivlcx izao ianao
Lasan’iny olon’iny
Moa eudj va adinonao
Ireto zanatsika dimy iiiii
Adin-tsaina, vao hgyylyih maraina
No ato andohako ato
Satria lasa ny vadiko ooo
Any izao ianao
Lasan’iny olon’iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy iiiii
--------
Rohy:
Hevitra
NDRIAHAJAINA
(
30/05/2024 16:33)
Mba jerevo azafady ilay fanitsihina izay nalefako tany
hery
(
30/05/2024 22:12)
ok, misaotra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 36065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2002 03:44
