You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Adin-tsaina

Lohateny : Adin-tsaina
Nampiditra tondrompeo : 1978
Daty : 12/03/2005




Raha vao maraina

Dia lasa ny fisainana

Mifantoka ato an-tsaina

Ny tena adim-piainana.



Tapin-dalan-kaleha

Ity izaho efa trotraka

Ianao ihany anie

No tena nisompatra.



Izany ve moa

No mba hany vitanao

Ny zanantsika roa

Nilaozanao amin'izao



Any izao ianao

Lasan'iny olon'iny

Moa va adinonao

Ireto zanatsika dimy.