Raha mbola misy (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy tsiky
Azonao asedra ny ronjon’ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-draromaso
(miverina in-2)
Refrain : Raha mbola misy ihany
tfaoprel Kintana mamiratra azonao banjinina
gnxo obdinpwd Nahoana no tomany no andanianao
tononkira.serasera.org Ny alin’ny ririnina
Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 32692
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 20/10/2003 11:25