Raha mbola misy (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy tsiky
Azonao asedra ny ronjon’ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-draromaso
(miverina in-2)
nrtnkoha
phgqdx Refrain : Raha mbola misy ihany
ewybfj Kintana mamiratra azonao banjinina
tononkira.serasera.org Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin’ny ririnina
Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra
Azonao asedra ny ronjon’ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-draromaso
(miverina in-2)
nrtnkoha
phgqdx Refrain : Raha mbola misy ihany
ewybfj Kintana mamiratra azonao banjinina
tononkira.serasera.org Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin’ny ririnina
Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BessaVisites : 34036
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 20/10/2003 11:25
