Iza (Max Exception)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa hoe tiako ianao mihoatra ny tsy hay
Satria ny fijerinao dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, tsy hahaloa-teny

Ka iza  ylbxreon ? oh oh iza
No mba tononkira.serasera.org tsara fanahy hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena woebzpp fitiavana

Rehefa mba mifanojo ny fijerintsika ibcs roa
Tsaroako tsisy hery aho ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io fotoana io indrindra koa
No tiako  hamihina sy hanoroka anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Max Exception
Vangy : 14517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 00:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117