Havako mamomamo (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lutuirq toaka fahavaloko taloha tononkira.serasera.org e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha oqnccf tsy misy "pi"

Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe htpvsnat lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy

Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1172