Dila ny lera (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry irery foana teo toa manirery
Niandry ny namany
Niaretany avokoa ireo orana nifafy
Nanakotra ny tenany
Nangingina tsy nahateny nahatsiaro
nangatsiaka ny vatany
Nierikerika nanantena sao hoe mbola tazany
Ny hatsiaka no mamirifiry azo folbm taminy
Ny orana zay nikija tsy zakany
Nihafiny noho kwbjmkzs ny aminy

    Tsy nahita fa nody ylrs fotsiny izy
    Nandeha tsy nahaloa-peo
    Nangingina toa tsy nahateny
    Niandry fotsiny teo

efa dila ny tononkira.serasera.org lera (10)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 6944
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/07/2002 22:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164