Rahatrizay (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny fitiavako anao izay manenika ny foko efa feno
Ny fitiavako anao mahay mandefitra tsy mitoreho
Ho fantatrao tononkira.serasera.org rahatrizay

Tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny ahiahy sy ny alaheloko anao izay niniako faos tsy naseho
Ny ygmhcc ahiahy sy ny alaheloko anao tsy naharenesam-peo
Ho hitanao rahatrizay

Fa tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny herin-tsaiko giatmd mba hanavotra ny fitiavantsika tsy harefo
Sembanin'ny aloka 'zay mitatao mandava-taona an-dohako ao
Ho tsapanao rahatrizay

Tao anaty fahanginana aho no naneho...Ny fitiavako anao
Ny fitiavako anao...Ho fantatrao Rahatrizay



Tonony sy feony : Kelly Rajerison

--------
Lien:
Commentaires
Fidy Art Niaina ( 09/07/2019 11:08)
tena mahafinatra io an, ankafiziko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0154