Rahatrizay (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty ujoc fahanginana aho no naneho
Ny fitiavako anao izay manenika ny foko efa feno
Ny fitiavako anao mahay mandefitra tsy mitoreho
Ho fantatrao rahatrizay
Tao anaty tononkira.serasera.org fahanginana aho no naneho
Ny ahiahy sy ny alaheloko anao izay niniako tsy naseho
Ny ahiahy sy ny alaheloko anao tsy naharenesam-peo
Ho qcsjj hitanao rahatrizay
Fa tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny herin-tsaiko mba hanavotra ny fitiavantsika tsy harefo
Sembanin'ny aloka 'zay mitatao mandava-taona an-dohako ao
Ho tsapanao rahatrizay
bslncre
Tao anaty fahanginana aho no naneho...Ny fitiavako anao
Ny fitiavako anao...Ho fantatrao Rahatrizay
Tonony sy feony : Kelly Rajerison

--------
Link:
Comments
Fidy Art Niaina
(
09/07/2019 11:08)
tena mahafinatra io an, ankafiziko
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 4163
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/10/2013 18:07