Rahatrizay (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny fitiavako anao izay manenika ny foko efa feno
Ny fitiavako anao mahay mandefitra tsy mitoreho
Ho fantatrao fzaz rahatrizay

Tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny ahiahy sy ny alaheloko anao izay niniako tsy naseho
Ny ahiahy sy ny alaheloko anao tsy naharenesam-peo
Ho roen hitanao rahatrizay

Fa cftgv tao anaty fahanginana aho no naneho
Ny herin-tsaiko mba hanavotra ny fitiavantsika tsy harefo
Sembanin'ny aloka 'zay mitatao mandava-taona tononkira.serasera.org an-dohako ao
Ho tsapanao rahatrizay

Tao anaty fahanginana aho no naneho...Ny fitiavako anao
Ny fitiavako anao...Ho fantatrao Rahatrizay



Tonony sy feony : Kelly Rajerison

--------
Rohy:
Hevitra
Fidy Art Niaina ( 09/07/2019 11:08)
tena mahafinatra io an, ankafiziko
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094