Hevitra momba an'i Landy

Hiverina amin'ny Landy Hampiditra hevitra
heritiana454 ( 06/12/2014 05:58)
Afaka mahazo ny hiran'Landy oe "Miray tanindrazana" ve ôôò......
rajy ( 26/09/2009 22:37)
mbola zazazaza aho no nahita an'i Landy @ clip ary taratara aho tamzany fa manja kely Landy
izao aho mitady ny k7ny fa tsy mahita intsony.
bingo ( 18/02/2005 07:59)
Mba mangataka any Landy hiverina eo @ sehatry ny hira raha mba mety fa be no manontany hoe aiza ary izy no tsy heno intsony.Tsara dia tsara ny feony sy ny hirany.Indrindra refa mampiara peo @ Lisy zokiny izy dia tena tsara tokoa.
Ny momba nay Landy fantatro dia hoe any France izy no mipetraka an!ary efa niteraka lahy kely,ary bevohoka indray izy amin'izao fotoana izao.Izay fa misaotra betsaka e!
michcka ( 13/04/2003 22:02)
I Landy izao dia mipetraka any ivelany ao"Cachan"
Natao mariage t@ 27 octobre 2000 izy tao @ Karibotel.
Ny anaran'ny vadiny dia i Randrianarivelo Alain Fanomezana.
Raha te hanoratra any aminy ianao izay mankafy azy dia ao @
kalalandy@yahoo.fr.
Misaotra besaka.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782