Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
mamzelkely ( 28/04/2005 07:52)
Andao marina asina fans club eee!!!
arias ( 26/04/2005 12:38)
tsy misy manisy sira mintsy v rangah le we ndao mba hasiana fan club ry zareo.eny ary e ze tianareo ihany io! za de tsy leo miteny hoe milay nareo ry AMBONDRONA a!sur e!!!
jarry ( 18/04/2005 21:16)
manaôna daholo eh! diso milay rangaha raha kalon-dry zalahy ireto kah, mba nandalo taty an-toerana ihany ry zalahy fa de tsy afaka nijery ny tenanay, tsy atao hanenenana anefa zany fa @ ny manaraka mbola ho betsaka angamba eh! minoa fotsiny ihany hoy ingahy rainy zay.
mamzelkely ( 18/04/2005 15:33)
manôna daholo, za ko de tena mankafy ny tarika ambondrona surtout le tena tian'ny olona rehetra de tsy iza izany fa i Kix, ny tena anarany dia RAZAFINDRAINIBE Heriniaina Thynat Eric.
fa raha mba misy afaka miteny we rahoviana indray ny concert ndry zareo manaraka eto Antananarivo dia isaorana betsaka. veloma de bisou b an'izy enina
blancheneige ( 04/04/2005 13:08)
Manao ahoana daholo e! za zany tena mpankafy ny gadona pop rock ka hitako hoe tokony mba handeha hanandratra ny pop rock gasy any ivelany any Ambondrona fa tena diso milay be loatra ny reviny.Ny ahy moa zany dia ny tarika Ambondrona no mpihira tiako indrindra eto an_tany ka dia iriko mba ho lasa faran'izay lavitra mety ho tratra.Tohizo fa tena tsara ry zalahy dia nilay be le tao antsahamanitra omaly!!!Sady ry zareo BOGOSY an, ndrindra fa Kix za moa zany de taraiky mintsy ndraindray!!!
tsaragasy ( 20/03/2005 20:30)
tena tsara mihintsy ny ambondrona , mahafinaritra fa tohizo, dia tongava @ lavitra be eh.
fah ( 19/03/2005 17:32)
mahafinaritra be ny hiran´ny tarika,mankasitraka tanteraka,fa rahoviana Ambondrona vao handalo allemagne?ataovy ao anaty programme @ manaraka fa betsaka ny mankafy anareo aty.
rigo ( 12/03/2005 11:18)
Milay ny revinareo ry Ambondrona a!

Ambodifilao.
arias ( 10/03/2005 12:48)
milay le fankafizanareo any am-pita ny tarika e!
mazotoa daholo mankafy e!
ary manino moa raha mamorona fansclub sika e! sa aona ozizy nareo!
rano ( 09/03/2005 19:11)
slt daholo.Mpanao vacances isantaona any mada ny tenako.Ny cd 1,2,3 an'i ambondrona de hananako daholo,izay novidiko tany mada.Ny olana fotsiny de zao:tsy nety nahita ny concert andrilerony mihintsy aho,hatra@ niforonan'ny tarika.Vao henoko hoe ho avy ry lerony,defa tsy maintsy mijery zany ny tary.De nahita tokoa t@ le 04 mars teo,ary mbola hijery ndray @ 18 mars zao.Milay daholo ny hirandrizalahy.Ny interpretation moa tsy lazaina intsony.Tongava daholo ary @ 18 mars e!
madekely ( 07/03/2005 18:45)
Misaotra tamin'ny fandalovana Marseille fa bien be e!

Miandry ny manaraka an!

ça déchire!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Bizoroka be!!!!!!!!!!!
angegasikara ( 07/03/2005 07:37)
Ambondrona aty Andafy dia malaza, manantena aho fa faly dry zala avec le succès qu'ils ont eu le 4 mars 2005, manantena koa aho fa tsy farany iny mais seulement le début d'une grande histoire d'amour avec la dispora malagsy de France.
Milay be ny gouts musicals(Toto, Scorpions, Europe,Tracy Chapman, U2) ny tononkira Ok(ballade rock), sady @zany bogosy sy tsara feo zala.
Le feeling passe bien et j'espère qu'il en sera toujours ainsi.
Izay aty na dia lavitra dia maharaka foana éé!!

Misaotra any Ambondrona manafana anay aty.

mihanta ( 06/03/2005 18:25)
tarika tanora manana ny lanjany tokoa,manga feo,manana ny lazany.mijere izay mbolatsy nahita fa tsy hanenina.
arias ( 03/03/2005 12:49)
ry zalahy reo aloha dia azo lazaina ho efa grand mitsy e!ts'isy toa ry zareo reo raha mbola eto dago!
tohizo AmbondronA fa tsara!TINAY FOFEVER!Sur!!!!!
Bakorakoto ( 23/02/2005 14:21)
Za klou isan'andro tsy maintsy mihaino AmbondronA e !!!! Tiko be ny hiranareo. Za mananan-janaka 21 mois fa efa mihirahira ny hiranareo izy ato an-trano sady mandihindihy ery. Ary ry zareo ve manana site web ? rôvina ny album faha-4 hono ? Zay fa bye bye dôly de maroroa ny taiza Kicks a. Mafatifaty be !!!!
azuno ( 06/02/2005 16:42)
tena mankafy be ny aty ka,mijery spectacle foana nefa indrisy fa zao tsy afaka tsony e nohon' ny alavirantany,nefa manantena fa hisy ny boite mail ndry zareo ahafahana hifandray,i manjaka no hitako foana tam za tany dago,nisy fotoana izy nasainay t@mariazy zandry kely nanentana ny lanonana,d tany am ASTRAL eny alasora koa izy nanentana ny fetinay tao milay be ry zareo fa tohizo an.
kalafefe ( 07/01/2005 15:46)
Tratary ny taona daholo ry FANS D AMBONDRONA RETRA A!Ankafizo ny "3 eme ALBUM fa tena aoka fotsiny e!"ho mandrakizay "tokoa anie zareo sy za! le "MIANDRY AHO " tena mampitomany be..fa nahoana re ry BERANTO no de nasiana feondakolosy ny farany e? maty teo am-piaandrasana angaha nareo?hi!hi!VELOMO E
mayaka ( 05/01/2005 13:36)
Milay be aloha io tarika io e. Dia mankasitraka an'ireo mpankafy rehetra .Efa nivoaka ny album vol3 an'ry zareo.SUR FOANA E
mijo31 ( 20/12/2004 17:48)
mafinaritra B rizalà!ary aona ny faitanareo lé koral?
stringcolor ( 16/12/2004 14:31)
tena milay be mintsy ry zareo kah.mankafy tanteraka ny sipa.sady tena tara mintsy!!!mafinaritra fa tohizo.reny tao am palais reny tena inoubliable.am 17 ndray mifankahita fa zay tsy mraty mintsy eeehhhhhhhhh. tohizo ry zalahy fa milay an! de mirary fahombiazana feno sahady ho an'ny taona 2005. AMBONDRONA FOREVER. zay ehh.avy aty am hanitra(stringcolor iny) tchaoo!!!!!!!!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.203