Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
mioucool ( 20/02/2006 09:24)
en fèt,met tsis fan zany mits eo!chui sure satry za efa nanipy koz d ts met zareo
poussih ( 18/02/2006 11:52)
zay kou efa mba ela no niandry ny fan ambondrona fa manin no tsy misy mitsy e!
mioucool ( 15/02/2006 09:55)
mbola za iany tyo!alor lè fan,ou ètes vs?ny num 2 blanc lé ao anaty k7 o!je c wé tna bdb ny fan an i kix ao fa za ao anatiny d aza d marary saina amininy fa il né pa fé pr ns e!d lé manotany vré nom any anaty boky kely!d am 9 avril ao atsam ndray e!tiko b enao kix a!
mioucool ( 11/02/2006 13:53)
slt daoly ry fan AA a!za mou zany d mpakafy keli an i kix sad fan AA kou e!efa niarak tam zareo tany alavitra tany a fa mlay reny bandy reny k!d aza mis mzest b fa akamako reny d tsis fan club zany eo!
mis t anao klip nga ao?
d zai iani sad kix efa ana fa za ara efa tiny!zay e
Johansen ( 06/02/2006 19:19)
saluuut! tena milay be daholo ny hira,ary mba azo atao ve ny mahazo ny nimerao tel an i blanc??? fa tena te hanome compliment an azy zay????
dupouyfab ( 07/01/2006 16:24)
ambondrona indray tena nankafiziko ny hirany ary nampitomany tokoa ny vazony ,indrindra ilay hoe naleonao.dia misaotra anareo ihany .sady hira,no bikany ianareo ka dia mahereza ary eh
amylee ( 26/12/2005 07:57)
kalafefe> tsy album 4 no misy an'ny HIJERY ANAO fa vcd special
phanie7> ôtran'aona lé signe de paix??
mihaingo ( 06/12/2005 11:45)
tena tsy misy kihanina fa milay be izy rehetra, indrindra moa fa 'lay tena ankafizin'ny maro dia i kix ihany e! ary Kix hatrany, tohizo fa milay
jeifferson ( 25/11/2005 11:32)
iza no tena anaran'i kix,beranto,manjaka ary mboux ???
kalafefe ( 19/11/2005 15:15)
Salut daolo!aza asiana ady hevitra be reto le vazo fa refa mankafy de tonga de sure fona fa ts..;sad efa miala any saady ny album 4 extrait:HIJERY ANAO!zay fa ts manin na tsis fan aza fa manjary manairana an-dry zareo ndray ny mandamina ny sipakelin 'TANA!@dec 2005 io no ivoaka raha ts be resaka nareo fa tonga d mi-rock!SUREEE...
Fanni ( 14/10/2005 10:18)
maninona marina tsy misy fan's club mitsy e zay mba efa ela no naniry an'zan nfa hatr@zao toa mbol tsy mis sa zareo tsy tia fan
smallville ( 04/10/2005 11:48)
tsiory aloha mitovy b àblanc é!!donga d fantatro hoe zandriny vo hitako lé clip naleonao.mlay b nareo d tohizo fa zay hankafy fona
amina6 ( 01/09/2005 07:45)
Slt tena milay ny vazo nareo ka tena mba mila tononkira avy @ nareo zao mpanoratra.
phanie7 ( 22/08/2005 10:58)
coucou!!!!!!!
Misaotra an'ilay namaly ahy!
Misy ankizy, manao signe de paix miaraka @ na ankizy vavy iny @ lay clips "eny sa tsia" iza kay iny?
amylee ( 11/08/2005 08:38)
ho an'lé nanontany: tsiory sy tantely ary johns d ao @ staff-n'AmbondronA. Tsiory zandrin'i Blanc, Tantely: cousin-n'i Kix ary i Johns akama, i tantely sy johns @ lé clip Ajanony d i tsiory @ naleonao
jarry ( 03/08/2005 07:57)
slt daolo eh!
sao de efa misy manana tonon'ny album 3 nareo eh?
de misaotra eh!
phanie7 ( 26/07/2005 07:16)
hono hoa, slut daholo lo e!!!
iza no faka miteny ahy hoe iza izany Tsiory, Tantely ary Johns?
azafady
byya ( 09/07/2005 09:21)
tena milay ry zalahy ka ! vao niainga ry lerony hatramin' ny voalohany tonga de tao tsara . fa ity no blem nampihomehy sady nilay be : tsy nirevy an' izy ireo mihintsy ilay malalako hatram'ny voalohany satria vao miditra ny trano izy dia efa tsy maintsy ry zalahy no henony . kanefa tany MARSEILLE tany ny tarika dia mba nandeha nijery izy kanjo babo tany ny fony ka lasa tena mpankafy eee!!! dia io akaikin'ny kix io izy io eeeee!
dodo ( 23/05/2005 17:26)
fa maninona moa no tsy tian'i Amylee ho tenenina ato ny momba2 an'ny AmbondronA manokana? fa nga tena secret d'état be mintsy ny momban'izany vadin'i kix sy ny...'zany? mety efa fantatry amylee koa ve fa efa manan-janaka koa hono aza i kix?!
IANY NGE TSY MANAKANA ANTSIKA HO MPNKAFY AMBONDRONA E!!!!!!!!!!!
amylee ( 11/05/2005 12:33)
Zao aloha e, ho anareo zay mpiteny ny tena anaran'ny mpihira ireny, sy izay momba ny vie privée-ny ( ohatra: ny anaran'ny vadin'i Kix etc...), nareo ve tsy mba mieritreritra hoe tsy tokony ho tenenina zany, e zany izy oe vie privée, sady mitondra inn ho an'ireo zay mahalala anzany moa izany??? Sady nareo nge tsy mieritreritra oe ra sendra misy jeu mety ahazoana billet zao ka zany no fanontaniana d nitomba ny isan'ny olona nahalala anlé valiny d kely sisa ny chance ahazoana loka!! Mba mieritrereta oa! Ankoatra izay, ny fan club tsy ankasitrahan-dry AmbondronA, izany no antony tsy nanisiany an'io hatramin'izay ka hatramin'izao. Zay d maztoa mankafy AmbondronA, za rahateo tia AmbondronA be, veloma daholo, tsara lé album 3 d conseil fotsiny, mividiana raha tsy mbola manana, bye e
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206