Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
hermione ( 04/07/2006 06:39)
tsisy fisaorana 12 a! mitenena r'efa mandalo aty dago d mba miaraka mijery AA daol e! zany an :-)
12 ( 03/07/2006 14:22)
misaotra t@ ilay vidiny ry hermione aahhh!!
hermione ( 29/06/2006 09:19)
mamzelkely a, d efa any zany no mihoana. miala tsiny amni hafa fa kay 75 000 fa tsy 250 000. mifona e
mamzelkely ( 28/06/2006 08:44)
kay zany halafony za mba nieritreritra au plus le 75000fmg klé hummmm mety ts hande za ra zany klé :roll: :-D
hermione ( 28/06/2006 08:11)
tsy sure aky za ry mamzelkely fa fantatro aloha fa t@ herintaona 250 000 e. tena lafo be fa misy sakafo le izy hono. zany no nahatonga ahy niteny hoe ze manam-bola d @ 7 ra ts'izany @ 27 octobre:-( za mantsy na d tena te hande mafy d mbola misalasala kely ihany sao d lasa any daol ny karamako :-) ha ha ha ha Le izy mantsy grand cabaret d afaka mandihy.
mamzelkely ( 28/06/2006 07:15)
ary za kay taraiky be fa za ko anisan'ny mpakafia AmbondronA saingy nisy ts fahafahana za tam concert farany fa za kosa alou de ts hanaiky fa hande amin'io 7juillet ao am Hilton io ee fa zany we sô de fatatry herimione ny vidim-pidirana na tsotra na reservation azafady ;)
hermione ( 27/06/2006 07:15)
Faly b aho maaz namana vaovao sady fal b ndray aho fa tsy malaelo tsony mioucool.tena marina zany fa réussite le album 4. i 12 mantsy no tena mitady satria izy any an-dafy. za moa tsis kontakt am dosol fa miresaka amn zareo AA fotsin. za koa vao naheno le "tsy adala" d tonga d tia. za mantsy tena tia pop rock d sambany aho naheno malagasy niangaly pop rock tam zany. d nitohy teny koa ny fitiavan eeeee :-) ohatry ny tiko ery zany hifankahita am mpankafy AA sasany zany. ny ankabeazany ol fantatro moa d tia, na lehiB na kely fa tik foana ny mafantatra ol haf tia AA.
mioucool ( 24/06/2006 07:35)
bjr daolo!tsara b ery ny resakareo ou!
za zay efa tam 2003 no nanambok tia AA d zao a mbola eny iany!
ry zalà mats efa mresk amiko daoli é ils st tro koooool!
d le 4èalbum a éT 1e réussite e!
d am 7 zany ny ftn manark kou!
je peu bi1 vs echanG DES ID apropo d AA si vou voulé bi1!
za kou manana kontakt tsara am DOSOL!
zany ry hermione sy petite a!
hermione ( 21/06/2006 14:47)
Tsy manana email aho 12 a.Tena mora be ilay CD, tsy mbola mahita ohatr'izany ianao: 1,85 Euro fotsiny izany.
Ireto avy ny hira ao anatiny:
1. Tohizo ihany
2. Hijery anao
3. Aza tsiny
4. Ngôma
5. Araraoty
6. Taiza moa?
7. Fito andro
8. Azy ny azy
9. Mahagaga
10. Tena fitia
12 ( 21/06/2006 13:09)
DIA INONA AVY KOA KAY NY HIRA AO ANATINY EEEE.dia OTRINONA IZANY 5 000 ARIARY IZANY RAHA @VOLA EURO. IZAHO MANTSY ANGEHA TSY ANY MADA NO MIPETRAKA FA ATY AN-DAFY EEE. FA MISY AVANAY HO ANY DIA MBA HAPITONDRA VOLA HO AN-DRY ZAREO AHO MBA HIVIDIANANY.
12 ( 21/06/2006 13:04)
ORY HERMIONE AAA§§§
MBA MANANA NY ADIRESY E-MAIL @DO-SOL VE IANOA EEE
hermione ( 21/06/2006 11:49)
mpankafy ohatry ny olona be dia be ihany ka. Ie manana ny album 4 koa aho. Raha any @ Do Sol ianao no mividy dia 5 000 Ariary fotsiny ny original. Raha any @ mpivarotra, mitombo kely fotsiny.
Raha tsy diso aho, ilay @ album io ihany ilay adiresy: II M 88E Villa Mahatana Ankadivato. Tél: 22 377 00. Izaho moa tany @ K'Art no nividy.
12 ( 21/06/2006 11:09)
ory hermione aaa!!!!
fa angaha koa ianao tena mpakafia azy ireo
ary manana ny album n4 koa angaha ianao ee!!! dia otrinona kay ny vidiny
12 ( 21/06/2006 11:04)
ho an'i hermione
misaotra betsaka namaly ny fanontaniana eeeee!!!!. dia ahoana kay no atao raha hanoratra any @do-sol zany
misaotra mamaly ahy dia mba valio raha azo atao ee!!!!
hermione ( 21/06/2006 09:11)
Ho an'i 12,tsy misy adiresin-dry zareo manokana fa na miantso an-dry zareo mivantana na mandefa ttsy @ Do Sol raha tena te hanoratra angamba. Ny numéros @ album no tena akaiky indrindra (an'i Beranto sy Blanc).Ny an'ny sasany, ... mila manontany :-)
Ho an'i Petite, tsy nahita aky zaho a fa mino an-dry aho fa ny concert-ndry zareo aloha tena tsara foana. Mbola mitohy aky ny "tournée"-ndry zareo a.. eeee raha mba nanan'elatra mantsy isika e? Ny ahy zoma ihany no tena mety amiko. Ho an'izay manam-bola, @ 7 Juillet ny Grand Cabaret ao @ Hilton, ny Palais indray dia @ 27 octobre @ ity. Any indray izany no miaraka miorakorak'e.
12 ( 20/06/2006 19:10)
iza kay ny mba manana ny adiresin'ny ambondrona sa mbola tsy namoaka ry zalahy ny tenako mantsy tena mpakafy nefa tsy mahalala ny momba azy eee
petite ( 20/06/2006 17:07)
nareo ve nijery anle tao am diamant mbola tsisy fety tsara orizany atr ze niainak
hermione ( 20/06/2006 09:48)
Marina aloha izany fa ry zareo rehetra koa samy manana ny hanitra ho azy e, sa ahoana?
Maninona aloha i mioucool no malahelo nefa mba falifaly foana
12 ( 19/06/2006 10:42)
fa i ra kix aloha tena manja eeeeeeeeeee!!
12 ( 18/06/2006 16:38)
tena tsara ny tarika ambonrona .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4899