Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
hermione ( 16/06/2006 08:27)
Tsara b ilay album faha-4.Mahafinaritra ny mpikambana ao amin'ny tarika,tsy "b loha" no sady tena manao matotra ny asany. Tohizo ihany e... Dia tandrovy ihany ny fahasalamana.Mankafy hatrany :-)
mioucool ( 15/06/2006 10:17)
tna malaelo b mits a io !
mioucool ( 31/05/2006 06:44)
to otran i ela b lé fotona manarak kou!sa ou any bira am pentekote?on verra...
mioucool ( 18/05/2006 10:27)
d j vou zM tLmen surtt mon Mr
mioucool ( 15/05/2006 10:07)
Mr o!nlay kou lé tany am dezaka iny!d merci bcp nitondra anay!d ny manarak zao ar rovina?am ...!tiko b nareo o!surtt Mr
mioucool ( 11/05/2006 09:53)
eh!d nilay fona alou zao ny fiaraana surtt tam faites 1 rève!
manou ( 03/05/2006 14:41)
Ambondrona milay be tsy misy ohatran'izany, tsy mi manque spectacle aty na dia iray aza
rhe ( 30/04/2006 21:25)
lainga lainga aloha fa ny ambondrona tena mpihira tiako indrindra fa ny feoni kix tena mambabo be mankafy izahay na dia aty an-tany lavitra aty aza e!
130188 ( 25/04/2006 06:08)
za alodia mpikifa ambondrona h@zay esurtout fa namoaka ilay hirany vaovao ray iny ndray izy lay hoe fito andro tena mahafinaritra e
chouchoo ( 14/04/2006 15:16)
milay be eh! mba manaova projet aty fort-dauphin
eh!
babycool ( 12/04/2006 12:47)
ambondrona?
tsy ho lava resaka aho.milay ry zalahy fa tohizo an!!j vous adore tous les 6!!!!@ grande vacance indray e!!!"na ny omaly na ny anio... aza adino!!!!sur foana e!!! mankasitraka ihany koa an'ireo mpankafia rehetra. tohanantsika hatrany ry zareo e!!sa tsy izany?
angegasikara ( 01/04/2006 18:21)
Salut daholo!
J'ai fait une viste express à Dago, Ok il ya 2 RDV à ne pas rater le 7 avril et le 9 avril et on peut déjà se préparer le 4ème album ne va pas tarder a sortir dans les bacs!!!Il suffit d`ecouter la radio.
Concernant la creation d4un fan club ou d un site ils n en veulent pas donc vaut mieux pas insister.
mioucool ( 16/03/2006 09:09)
eh lè fan!j c wé jm tro kix fa 2 tte maniR je peu éspéré kkchoz 2 lui!am 7 é 9 avril é!nefa amboary iany ny saina ou ani zé tia anaz!
Fanni ( 14/03/2006 13:43)
Slt daolo nareo an,za koa tia b an'KIX mits kanefa f tsy ho anjarantsika rehetra iz fa f mis tompony ka mahaiza miononona daolo e.Tsy mis artist mlay ohatr'ren kos aloha.Sur foana ry Kix an
arias ( 14/03/2006 06:43)
iaho moa mirev tanteraka mitsy e!hoanizay te hahita sy hiresaka @zalah de any@rta @22mars .delire io an!
lea ( 11/03/2006 14:59)
j'adore ambondrona je les ai vus a ambohidratrimo et ils déchirent tout sur scène!!!lol ,maria
Johansen ( 01/03/2006 21:10)
za aloha dia tena tia ny hiran ambonrona ray manontolo.fa tsy ary nahita ny concert ndry zareo fa mba oviana hono ry zareo no ho avy aty ivelany mba ahitanay andry zareo?? mba nofinofiko ny ahita andry zareo zany. mba oviana re????? amin ity taona 2006 ity?????????
mioucool ( 27/02/2006 07:01)
mba mozoto a manoratra e!tiko b kix!
mioucool ( 23/02/2006 09:28)
c enkor mwa lè fan!efa ts ou ela tsony ny spctacl fa am 9 avril d on se done RDV là bà!
jimitii ( 20/02/2006 12:55)
slt;jiaby ry zareo a!Ambondrona né sura fonééé
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2049