Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
tatoochia ( 11/12/2004 14:39)
za nkonko aloha tia b ny hirany é, d somary tia kely andrizala ko fa za v ringa tsy afka t@ tao @ palais fa @ 17 za andé be zao mintsy na dé exam aza zay ny 18. tohizo lesy fa milay an
Diavolana ( 10/12/2004 18:49)
milay be na dia SCORPIONS gasy aza !!!!
iavo ( 09/12/2004 07:52)
Tsara doll mintsy ry reto ny hirany a. Tena raha zà klou d tiko doll mintsy e, ny feo milay a vitsy mpanana raha samy mbola gasy mpihira lelah io a
kikah ( 06/12/2004 17:45)
Milay lesy Ambondrona a!tiako be daoly ny iranareo retraretra,na nareo kou ary tiko.Lé tao am palais lou tena tsara be e!!!zay tena afa-po mintsy.Mismisia ny ohatr'ireny!six ry kix sy blanc ,manjaka,mboux,Beranto sy ny mpankafy rehetra a!
electra ( 06/12/2004 08:24)
tiako beeeeeee!! tsy atakaloko anizaniza e!!!!!
na feo ne mozika na tonony,na ry zalah ko aza tena cool !!
ralhix ( 04/12/2004 08:44)
Izaho aloha;dia midera ny tarika AMBONDRONA .na eo amin'ny tonon-kira ;na eo amin'ny feo ;indrindra ny feon-kira izay tsy mamono amonaina ;mahavita be hatrany ary aoka ny tsara hatrany no hovokarinareo anay mpankafia
audoo ( 04/12/2004 08:09)
Tsara @ ankapobeny ny show tao à palais ny indro kely dia ny feo izay tsy ao loatra. Tokony ho naka fanamafisam-peo raitra kokoa ny mpikarakara. Hita sy nahafinaritra kosa aloha ny fanazavana an-tsehatra nataon'ny backstage location hita fa efa tsara traik'efa ry zareo. Tena raitra iny fampisehoana iny raha toa ka ny backstage koa ny feo toy ilay Ambondrona tany Moramanga.
iavo ( 01/12/2004 13:41)
Milay ry zalah ny vazon-jareo a. Tsy haiko alo fa zà makafy indrindra ny gadona e, Sady ny feo tsy ratsy a.
Ekena fa ho avy ny ny tenanay @ cabaret io a
lolokely ( 29/11/2004 09:42)
Ianareo zay tsy tia Ambondrona mandehana milalao!!Be noho ny tsy mirevy ny mirevy noho izany foutez leur la paix!Zay tsy tia mibontsina e!!sa aona rankizy??
titaoa ( 27/11/2004 10:17)
nafnaritra le fety t@ 26 novembre tao @ palais e! zay maka an la oa!!! de @ 17/12 ndray zany ao @ ccesca e ! sur sur fona e!
mamps ( 25/11/2004 16:00)
zao le izy, na mirevy ela na tsy mirevy d anla zany,
io feelings fa tsy inn akory, ka ny mahay mankafy d ireo mankasitraka , sady ataonay inn coommnetaire nla refa tsy mirevy ela, mangina d tsisy bedy, sa.......
HOUSTON ( 25/11/2004 14:52)
Izahoà koa mpakafy vazo gasy,ary maninona kay-nareo no mifanaratsy mpihira ee!
An-tsika ihany ange io ee!
Ny any hafa aza mifanohana ery ka nareo indray ve?
Za aloa dia mirevy Ambondrona sy Tempo Gaigy,sady raha vazo gasy na tsara naratsy,dia tiko daholo.
heriso ( 24/11/2004 16:36)
tsisy hirara na tia vao na tsy tia fa aleo ni anay anay fa ny anareo toanana sady tsa malaza tsony ny anareo de mialona
rals ( 24/11/2004 16:11)
sady bogossy no milay ry zala ny tempo gaigy .pamalakira b sady fopla b tsy aleo ambondrona.za aloha d tia tena tia sady mankafy fa ny anareo ngamba fialonana fotsiny tsotrizao tononkira , feo ananandreo zay tsy tia mibontsina.mazava!
dinamalala ( 20/11/2004 10:56)
Kix efa manam-bady, Malala ny anarany, manan-janaka ihany koa izy Tiana no anarany
keirra ( 19/11/2004 09:47)
tsy atakaloko an'izan'iza,milay kah!
na bika na feo na talenta ,okay daholo e!
sady milay ko ny tonkira fa tsy miteniteny foana!
mimie1 ( 17/11/2004 13:36)
Izaho aloa dia tena mankafy an-dryzalahy mihintsiny e! sady mahay mihira izy no milay daholo ny toniny .Izahay t@tany madafarany nijery . fa adalan'izay tsy tia
TITANIC ( 16/11/2004 17:41)
Zahay akory tsy tia vao!
ary tsy hoe tsy tia aho,fa ankaratsi-nareo loatra ilay mpanan-kanto teo aloha ka aleo koa aho hanaratsy ny vaovao ok!
nialy ( 13/11/2004 17:06)
eoh les keums!fa nahaona loatra no dia aratsianareo aotran'izany ry zareo. Za aloha dia tsy tara amin'y ry zareo mitsy na hoe fan b koa fa misy tiako ary misy tsy tiako.Zao d mba tsy nazaka tany ndray nareo reo?
nialy ( 13/11/2004 16:58)
nareo izay nanoratra rehetra toy any titanic dia boys band daholy. Sa miala nareo. Diso mpakafia unik sy ny tariny loatra zady tsy ny fanavaozany fa mba tia fotsiny zay
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2818