Olombelo Ricky

Nampiditra sanga
04/10/2004 11:13
Hiran'i Olombelo Ricky 49 Jereo eto
Vangy : 23893
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tsy ho ampy ny pejy raha ny momba an-dRazoky no horesahina. Ny azoko ambara dia fisaorana lehibe no atolotro azy mitondra avo dia avo ny zava-kanto malagasy @alalan'ireo hira sy vokatra vitany ary indrindra ny fisongadinan'ireo zava-maneno mahagasy ny gasy. Eo koa ny fahampafantarana an'izao tontolo izao fa tsy ampy rano Madagasikara ary eo koa ny mosary mamely indrindra ny faritra atsimo iny. Anisan'ny zavatra iray tokony himasoan'ny mpitondra antsika malagasy ny fanomezana lanja bebe kokoa ny zava-kanto malagasy.

Isaorako manokana azy ilay fotoana fohy niarahana nihira taty Frantsa ( Massy 07/2003) fony izy ireo niverina avy any USA.

Misaotra Ra-Zoky @ ilay raki-kira "ORAA". Lamina lavorary no azo avy @ fihainona io raki-kira io( Marepas 05/2004).

Mirary soa ary Mandrosoa hasina ho an' mpankafy rehetra.

Hevitra momba an'i Olombelo Ricky

(24/10/2001 12:10)
Nom:RADIMBIARISON
Prénom:Gabin Ricky
Quartier :Ampasampito Tanà
Début :niaraka t@ SDF ,avy eo SOLOMIRAL.
Vocal:Balita ,musiciens:Fanaiky(bass);Rivokely(Clavier);Mendrika(batterie)Seta (mozika);Haja(guitare);Panà (percussion).
Efa niaraka t@:Salala,Vahombey,Poopy;Lalatiana;Sareraka;Vero&Poune;
Johary......

Hiran'i Olombelo Ricky (49)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113