Hevitra momba an'i Olombelo Ricky

Hiverina amin'ny Olombelo Ricky Hampiditra hevitra
istraky ( 25/08/2008 08:41)
sao dé mba misy manana ny tonon'i "Naleoko ihany" miaraka amin'i Liva Andrianavalona
bolobe ( 18/11/2007 15:52)
salanitra eeee!!!
mafinaritra be ny hiranao i ricky a!!! tena mampiseho ny tena maha malagasy de mbola miandry ny vita bacc nray zany fa vonona ny hijery fonaeeeeeeeeeeeeeeee! mandrampihona ndray o
sanga ( 20/07/2007 08:26)
Salama indray ny namana rehetra.

Dia misaotra an'izay olombelona nanaiky ny hiverenan'ity Manala Azy vita bacc ity indray. Tsy ho diso anjara ianao ka misaotra fa io no fotoana iray nihaonanay
razafinirin ( 30/06/2007 09:19)
Slt daoly an!mafinaritra b l vazon ricky fa mankasitrak e!d tohizo atran f z mano n tsara d tsara tantara ary koa d tsara fiafara e!Merci
sanga ( 02/04/2007 14:58)
Salanitra e!

Mba avereno @ izay ilay Manàla Azy vita bacc e!Te mba haheno ilay hafatra avy @ i Zoky be Ricky io izahay. Izy ilay Mananilatany, Mpanazari, ilay Mpampihavana. Avereno rangahy fa mitomany ilay Fanahy fa mitady ho very namana a!

Mandrosoa Hasina


sanga ( 24/02/2007 15:50)
Salama ny Mpankafy rehetra

Mba tokony ho tonga saina @ izay ireo mpitondra ny tany sy fanjakana malagasy. Mba omeo ny toerana maha-izy azy @ ilay zava-kantontsika e! Ilay tena izy fa tsy ny mpangala-tahaka no tiako ambara. Mba todio maso ho a fa aza hodian-tsy hita fa ireo anie no fitaratra hijeren'ny firenen-kafa ny maha izy azy antsika e! I Zoky ity dia tsy mikely soroka fa tena mandon-tany, azo atao hoe masoivohontsika na aiza tany ombany mba tsy ahahavery ny maha gasy antsika ka aoka re mba asiana fijery kely ireo mpanakantontsika ireo a! Ho an'iza moa fa tsy ho antsika rehetra ny vokan-tsoa e!

Mandrosoa Hasina.
Sanga.
mbomalaidy ( 21/02/2007 17:06)
RHINA
tena misaotra azy tokoa za fa tena zokibe fakan-tahaka
raha izy indrindra fa eo aminy lafin'ny ara pirazanana de tsy tiany mihintsy ny hoe zay foko merina na foko sakalava ,fa ny Gasy de ray ihany .
Samy eto Mada isika no mipetraka ka aoka mba ho samy hifankatia fa tsy misy afatsy ny mifankatia raha mbola velona .De misaotra azy aminy fahatsiarovana any Namana Richard Razafindrakoto ,izay nanaovany hira manokana izay fahatsiarovana azy .
sanga ( 16/09/2006 10:04)
Salama ny Olombelona rehetra.

Dia mbola ho tretrika sy ho sambatra lalandava ianao Zokibe Ricky. Dia mbola hitantana anay mpankafy lalandava mba tsy ho potraka ireo vokatrao, indrindra ity "ODY AINA" izay ho avy tsy ho ela ity. Ho Elo be fiarovanay mba tsy ho lenan'ireo hetraketraka sy haratsiam-panahy isankarazany izay manjaka eto @ ity fiainana ity ireo hiranao . Ary hamelona lalandava ny Fanahinay ilay feon'amponganao izay tsy manan-tsahàla na aiza na aiza.

Am-pitiavana be.

Sanga.
miangalyandria ( 12/08/2006 15:20)
mankasitraka dia mankafy e !
sanga ( 04/10/2004 15:13)
Tsy ho ampy ny pejy raha ny momba an-dRazoky no horesahina. Ny azoko ambara dia fisaorana lehibe no atolotro azy mitondra avo dia avo ny zava-kanto malagasy @alalan'ireo hira sy vokatra vitany ary indrindra ny fisongadinan'ireo zava-maneno mahagasy ny gasy. Eo koa ny fahampafantarana an'izao tontolo izao fa tsy ampy rano Madagasikara ary eo koa ny mosary mamely indrindra ny faritra atsimo iny. Anisan'ny zavatra iray tokony himasoan'ny mpitondra antsika malagasy ny fanomezana lanja bebe kokoa ny zava-kanto malagasy.

Isaorako manokana azy ilay fotoana fohy niarahana nihira taty Frantsa ( Massy 07/2003) fony izy ireo niverina avy any USA.

Misaotra Ra-Zoky @ ilay raki-kira "ORAA". Lamina lavorary no azo avy @ fihainona io raki-kira io( Marepas 05/2004).

Mirary soa ary Mandrosoa hasina ho an' mpankafy rehetra.
Dajax ( 28/07/2004 13:28)
Tout le monde connaît Ricky,du moins ceux qui l'aiment et ceux qui apprécient sa musique enchanteresse et porteuse de grand message.

A chaque fois que j'en ai l'occasion ben j'assiste à ses concerts que se soit ceux de France mais surtout ceux de Mada, les fameux "Manala azy vita bacc"qui est une tradition attendue de tous et de toutes.

Cette année se fut l'apothéose bien que l'endroit le Stade Mahamasina n'ait enthousiasmé personne au lieu d' Antsahamanitra comme le veut la tradition, il a réussi à faire naître la magie, à nous transporter dans un autre monde durant 3h 30 de show no stop.

J'ai adoré, tout a été revisité par les instruments, par les voies imcomparable de Balita et de Ricky lui-même.
Il a réussi à faire un mélange "Hira gasy" et son style qu'on aime.Ce fut petit bonus de cette année.

Je ne sais pas quoi dire: c'est un génie tout simplement, avec des messages vrai dans les chansons.

Merci de nous faire autant rêver, merci à toi grand maître du manala azy.
On te suivra toujours, naiza naiza misy anao, eo anilanao no masaka be!!
Am-pitiavana be hoany ny mpankafy rehetra.

Dajax.

rajaonariveloo ( 10/12/2003 04:22)
( 24/10/2001 12:10)
Nom:RADIMBIARISON
Prénom:Gabin Ricky
Quartier :Ampasampito Tanà
Début :niaraka t@ SDF ,avy eo SOLOMIRAL.
Vocal:Balita ,musiciens:Fanaiky(bass);Rivokely(Clavier);Mendrika(batterie)Seta (mozika);Haja(guitare);Panà (percussion).
Efa niaraka t@:Salala,Vahombey,Poopy;Lalatiana;Sareraka;Vero&Poune;
Johary......
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4921