Jonny R'afa

Nampiditra hery
11/01/2006 06:22
Hiran'i Jonny R'afa 5 Jereo eto
Vangy : 2596
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Jonny R'afa

Ntaolozandriny (05/08/2007 18:15)
Mpindrana isika, na ny amin'ny tany lovaina aza. Mpindrana koa isika raha ny amin'ny kolontasaina. Ary marina fa ny indrana tsy mba halatra.
Ny miaro sy manasoa indrindra izany no sisa tsy maintsy ataontsika hafahan'ny taranaka ahoriana mandova ny anjarany.

Ny hira mitety arivo taona anefa, koa samia miravo!! Misaotra an'i Serasera.org manolotra, mizara!!
Ato misy takelam-pifandraisana azonao hijerena ny votoanton'ny asako (sary sikotra, hira, tonokalo/lahatsoratra).
jonny r'afa

Hiran'i Jonny R'afa (5)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0614