You are here: home > Tononkira > Jonny R'afa

Ravorombazaha (Jonny R'afa)

Iny hono izy Ravorombazaha,
Ento misidina makany an-tsaha
Ataovy eo ambanin’ny helatr’ialahy
Ka tandremo tandremo tsy hazeran’ialahy

Ento eny an-tendron’Ambatomikolahy
Kanefa aza mihoatra an’Ampahatrimaha
Fa rehefa mangina avereno aminà

tononkira.serasera.org
    F’efa nentiko teny Ampbohibeloma izy ê
    Fa tsy tiany hono eny fa marina
    F’izahay efa nomba an’i Tsiafajavona
    Fa ny azy ny tiany Manerinerina
       Tsy itako intsony ny hanaovan’azy a
     Ka iny hono izy ê
     Ka iny hono izy ê

Iny hono izy....

Mpihira : Jonny R'afa
Mpamaky : 5685
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Tamin'ny : 16/11/2003 03:50:23
ID : 2108

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo