Chorale Antsan'ny Zava-boaary
Hampiditra sary Nampiditra lyiah
07/11/2006 07:49
Hiran'i Chorale Antsan'ny Zava-boaary 2 Jereo eto
Vangy : 1731
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Chorale Antsan'ny Zava-boaary
lyiah (07/11/2006 08:00)
Lanto (Mpikambana tao amin'ny Antsan'ny Zava-Boaary)
Ny Chorale Antsan'ny Zava-Boaary Andravoahangy dia Antoko Mpihira ao amin'ny Ekar St François d'Assise Andravoahangy
Ny teny fanevany dia izao:"Aoka ny vavako hitory fiderana an'Andriamanitra...ary ny olon-drehetra hisaotra ny anarany"
Amin'ny maha Fikambanana Masina azy, dia mitory ny tenin'Andriamanitra an-kira ny Antsan'ny Zava-Boaary".
Koa manainga antsika rehetra rehetra mpikambana mba hiresaka ny momban'ny fikambanantsika sy hampiditra ny hirantsika ato.