Hevitra momba an'i Chorale Antsan'ny Zava-boaary

Hiverina amin'ny Chorale Antsan'ny Zava-boaary Hampiditra hevitra
softgirl ( 08/08/2008 21:15)
mahafinaritra rehefa mahatsapa tena otrzany!
lyiah ( 07/11/2006 14:53)
Efa betsaka koa ireo mpanankanto malagasy niara-niasa tamin'ny Antsan'ny Zava-Boaary,
Anisan'izany ny Tarika Ny Ainga, Mamy Robinson, Bessa, Voahangy, Tarika Zay sns...Ao koa ireo Antoko mpihira amin'ny Fiangonana manodidina,ary mirary ny hitohizan'izany fiaraha-miasa izany...
lyiah ( 07/11/2006 14:47)
Ny Antsan'ny Zava-Boaary dia afaka miara-miasa amin'ny Chorale rehetra Koa raha misy ny hetahetanao mba hiara-hiasa aminy na Hanasa azy amin'ny Antsam-panahy sns... dia raisina an-tanandroa.
Efa betsaka ny toerana nalehan'ny Antsan'ny Zava-Boaary nitoriany an-kira ankoatra ny teto an-drenivohitra sy tany Ambanivohitra manodidinan hatrany amin'ny faritany.Marihina fa mpikambana ao amin'ny Choralen'ny Diosezy sy ao amin'ny Tafaray (FFKM) ny Antsan'ny Zava-Boaary.
lyiah ( 07/11/2006 08:00)
Lanto (Mpikambana tao amin'ny Antsan'ny Zava-Boaary)
Ny Chorale Antsan'ny Zava-Boaary Andravoahangy dia Antoko Mpihira ao amin'ny Ekar St François d'Assise Andravoahangy
Ny teny fanevany dia izao:"Aoka ny vavako hitory fiderana an'Andriamanitra...ary ny olon-drehetra hisaotra ny anarany"
Amin'ny maha Fikambanana Masina azy, dia mitory ny tenin'Andriamanitra an-kira ny Antsan'ny Zava-Boaary".
Koa manainga antsika rehetra rehetra mpikambana mba hiresaka ny momban'ny fikambanantsika sy hampiditra ny hirantsika ato.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2018