Tsarovinao (Chorale Antsan'ny Zava-boaary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao
Ry Maria eogegy Virjiny be famindram-po
Fa tsy mbola re
Tsy mbola ren’ny olona
Fa nafoinao
Izay nanatona ny fiarovanao
Sy nihanta ny fanampianao
Ary nangataka ny fifonanao

Matoky an’izany aho
Dia midodododo manketo aminao
Ry Reny Virjiny O
Lohan’ny Virjiny rehetra

Manatona anao aho vfgg mpanota
Aza malain-kihaino ny hxfc teniko
Ry renin’ny teny O
Fa raiso izy tononkira.serasera.org ary ekeo
Amen

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Antsan'ny Zava-boaary
Visites : 2552
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lyiah
Date : 07/11/2006 14:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374