Hitory Fiderana (Chorale Antsan'ny Zava-boaary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka tononkira.serasera.org ny vavako(3)
Hitory fiderana an’Andriamanitra
Ary ny olon-drehetra(3)
Hisaotra ny anarany
Satriko ny midera
Amin’ny andro iainako
Satriko ny mihira
Ho mgltry an’Andriamanitra
Izy nahary antsika
ebqf Hiantsan’ny zava-Boaary
Manome ny mahantra
Sy ireo tsy manana
Mampahiratra ny jamba
Mankahery ireo mamoy fo
celkiw Izy mitsinjo antsika
Tia sy miaro lalndava
Hitory fiderana an’Andriamanitra
Ary ny olon-drehetra(3)
Hisaotra ny anarany
Satriko ny midera
Amin’ny andro iainako
Satriko ny mihira
Ho mgltry an’Andriamanitra
Izy nahary antsika
ebqf Hiantsan’ny zava-Boaary
Manome ny mahantra
Sy ireo tsy manana
Mampahiratra ny jamba
Mankahery ireo mamoy fo
celkiw Izy mitsinjo antsika
Tia sy miaro lalndava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Antsan'ny Zava-boaaryVangy : 2479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lyiah
Daty : 07/11/2006 14:40
