Chorale Antsan'ny Zava-boaary

Ajouter une photo Envoyé par lyiah
07/11/2006 07:49
Les chansons de Chorale Antsan'ny Zava-boaary 2 Cliquer ici
Visites : 1633
Préférés : 0 J'aime

Commentaires sur Chorale Antsan'ny Zava-boaary

lyiah (07/11/2006 08:00)
Lanto (Mpikambana tao amin'ny Antsan'ny Zava-Boaary)
Ny Chorale Antsan'ny Zava-Boaary Andravoahangy dia Antoko Mpihira ao amin'ny Ekar St François d'Assise Andravoahangy
Ny teny fanevany dia izao:"Aoka ny vavako hitory fiderana an'Andriamanitra...ary ny olon-drehetra hisaotra ny anarany"
Amin'ny maha Fikambanana Masina azy, dia mitory ny tenin'Andriamanitra an-kira ny Antsan'ny Zava-Boaary".
Koa manainga antsika rehetra rehetra mpikambana mba hiresaka ny momban'ny fikambanantsika sy hampiditra ny hirantsika ato.

Les chansons de Chorale Antsan'ny Zava-boaary (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011