Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy

Hampiditra sary Nampiditra Donjuan
27/11/2003 07:13
Hiran'i Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy 3 Jereo eto
Vangy : 1594
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny antoko mpihira dia efa handray ny faha 15 taonany @ taona ho avy . Mivelatra amin'ny gadon-kira rehetra izy ary havanana kokoa amin'ny gadona classique . miisa eo ho eo amin'ny 40 eo ny mpikambana ao anatiny .
Ny antoko mpihira koa moa dia mikarakara hetsika iray "Gala" isan-taona ,izay hiarahany amin'ny antoko mpihira samihafa sy ireo mpihira malaza samihafa .

Hevitra momba an'i Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy

Donjuan (27/11/2003 12:13)
Ny antoko mpihira dia efa handray ny faha 15 taonany @ taona ho avy . Mivelatra amin'ny gadon-kira rehetra izy ary havanana kokoa amin'ny gadona classique . miisa eo ho eo amin'ny 40 eo ny mpikambana ao anatiny .
Ny antoko mpihira koa moa dia mikarakara hetsika iray "Gala" isan-taona ,izay hiarahany amin'ny antoko mpihira samihafa sy ireo mpihira malaza samihafa .

Hiran'i Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0287