Tretrika aho (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tretrika aho ry Jeso o!o!
Fa handray anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
    ktvof        
Ref:
                 Ry Jeso o!
         bikeogs         vonona aho hanara-dia anao
                 nyhyo ka hialoka ambany elatrao
                 raha sendra ady sarotra

Izay ela izay aho nahatsiaro ho very
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny kosa dia ianao
No hitantana ahy
    tononkira.serasera.org        
Ref : (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy
Hits : 2401
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/11/2003 07:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6821