Hevitra momba an'i Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy

Hiverina amin'ny Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy Hampiditra hevitra
Donjuan ( 27/11/2003 12:13)
Ny antoko mpihira dia efa handray ny faha 15 taonany @ taona ho avy . Mivelatra amin'ny gadon-kira rehetra izy ary havanana kokoa amin'ny gadona classique . miisa eo ho eo amin'ny 40 eo ny mpikambana ao anatiny .
Ny antoko mpihira koa moa dia mikarakara hetsika iray "Gala" isan-taona ,izay hiarahany amin'ny antoko mpihira samihafa sy ireo mpihira malaza samihafa .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2162