INTY AHO (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: O o o o o (4)
Inty aho iraho aho
zrpa Tompo ô hanao ny sitrakao
(Eny Tompo ô)
Eny ry Jesoa Tompo,
Maro tononkira.serasera.org ny vokatrao é
Nefa tsy misy mpiasa an, evfdq an
Hanangona azy ho Anao
Ref: Inty aho...
Tsy ny kilemako anefa
No tsy iantsoanao ahy
Fa na dia bitika aza an, an
Dia vonona aho ho anao
ref: Inty aho...
(Ry Jeso ô)
Ry Jesoa mahagaga
tsinotsinona aminao
(Izany hoe)
Izany hoe halemenay
Fa Ianao miteny amin-kery:
(Ampy ho Anao)
Ampy ho rujml anao, ny fahasoavako
Matokia mifalia
(Eny Tompo ô)
Ref: Inty aho
Inty aho iraho aho
zrpa Tompo ô hanao ny sitrakao
(Eny Tompo ô)
Eny ry Jesoa Tompo,
Maro tononkira.serasera.org ny vokatrao é
Nefa tsy misy mpiasa an, evfdq an
Hanangona azy ho Anao
Ref: Inty aho...
Tsy ny kilemako anefa
No tsy iantsoanao ahy
Fa na dia bitika aza an, an
Dia vonona aho ho anao
ref: Inty aho...
(Ry Jeso ô)
Ry Jesoa mahagaga
tsinotsinona aminao
(Izany hoe)
Izany hoe halemenay
Fa Ianao miteny amin-kery:
(Ampy ho Anao)
Ampy ho rujml anao, ny fahasoavako
Matokia mifalia
(Eny Tompo ô)
Ref: Inty aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny zavaboaary Ekar AndravoahangyVangy : 2398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lyiah
Daty : 05/02/2008 07:48
