IANAO NO IANTEHERAKO (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no ianteherako
Ianao irery ry Tompo
Ka zovy moa tononkira.serasera.org no atahorako
Hampilofika ahy
Na hanenjika ahy ny ratsy
Handrendrika ny fiainako
Hiantrana aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no heriko
Na hioko handrendrika ahy
Reo fahavalon’ny fiainako
Na ygjqqz tafiotra heogenpu ydhvtf hifofofofo
Tsy hampiontsona ahy
Fa Ianao Jesoa no heriko
Ianao no mandan’ny fiainako
Hijoro aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no tokiko
Ianao irery ry Tompo
Ka zovy moa tononkira.serasera.org no atahorako
Hampilofika ahy
Na hanenjika ahy ny ratsy
Handrendrika ny fiainako
Hiantrana aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no heriko
Na hioko handrendrika ahy
Reo fahavalon’ny fiainako
Na ygjqqz tafiotra heogenpu ydhvtf hifofofofo
Tsy hampiontsona ahy
Fa Ianao Jesoa no heriko
Ianao no mandan’ny fiainako
Hijoro aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no tokiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny zavaboaary Ekar AndravoahangyVangy : 2539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lyiah
Daty : 05/02/2008 07:38
