Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana

Nampiditra Nonnah
19/07/2025 19:46
Hiran'i Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana 2 Jereo eto
Vangy : 164
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Antoko Mpihira zanakin'ny Fifohazana ao amin'ny FJKM Imerintsiafindra Fiderana Andrefan'Ambohijanahary
izany hoe mpikambana ao anatin'ny sampana Fifohazana ny Sarôna
Niforona ny taona 2011 izy
Manao ny gadon-kira rehatra ho fitoriana ny filazantsara
ny hevitrin'ny anarana dia hoe: Tany lemaka mahavokatra

Hevitra momba an'i Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana

Nonnah (19/07/2025 19:59)
mahafinaritra ny midera an'i JESOA miaraka amin'ny Sarôna

Hiran'i Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana (2)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086