Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana
All photos...
Submitted by Nonnah 19/07/2025 19:46
Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana's song 2 Click here
Hits : 163
Likes : 0 Like
More info
Antoko Mpihira zanakin'ny Fifohazana ao amin'ny FJKM Imerintsiafindra Fiderana Andrefan'Ambohijanaharyizany hoe mpikambana ao anatin'ny sampana Fifohazana ny Sarôna
Niforona ny taona 2011 izy
Manao ny gadon-kira rehatra ho fitoriana ny filazantsara
ny hevitrin'ny anarana dia hoe: Tany lemaka mahavokatra
Comments about Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana
Nonnah (19/07/2025 19:59)
mahafinaritra ny midera an'i JESOA miaraka amin'ny Sarôna
