Paradisa (Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana vaovao
Izay tsy lavitra enrzjhje anao
Fahasambarana
Dia ilay paradisa vao
Izay nomboariny ho anao
Ao an-danitra
Ao an-dapan'ilay Ray
No hiaonantsika rahatrizay
Efa miandry Izy eee
Ilay Jesoa Kristy
Nanao fitoerana ho antsika
Raha iala ety
Fifaliana ny any ee
tsy hisy intsony tomany
Fiadanana izany
Eo anilan'ilay Ray
Ho anao izay mbola tamana
Amin'ny gxdgmr fiainana antany
ho lazaiko androany
Fa mpivahiny isika ety
Tsy aharitra eto ho doria
Saino elfpjh ny ho avy
Andao hokatsaka ilay
Fiainana mandrakizay tononkira.serasera.org
Izay tsy lavitra enrzjhje anao
Fahasambarana
Dia ilay paradisa vao
Izay nomboariny ho anao
Ao an-danitra
Ao an-dapan'ilay Ray
No hiaonantsika rahatrizay
Efa miandry Izy eee
Ilay Jesoa Kristy
Nanao fitoerana ho antsika
Raha iala ety
Fifaliana ny any ee
tsy hisy intsony tomany
Fiadanana izany
Eo anilan'ilay Ray
Ho anao izay mbola tamana
Amin'ny gxdgmr fiainana antany
ho lazaiko androany
Fa mpivahiny isika ety
Tsy aharitra eto ho doria
Saino elfpjh ny ho avy
Andao hokatsaka ilay
Fiainana mandrakizay tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra FideranaVangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nonnah
Daty : 24/08/2025 15:03
