Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana
19/07/2025 19:46
Les chansons de Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana 2 Cliquer ici
Visites : 165
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Antoko Mpihira zanakin'ny Fifohazana ao amin'ny FJKM Imerintsiafindra Fiderana Andrefan'Ambohijanaharyizany hoe mpikambana ao anatin'ny sampana Fifohazana ny Sarôna
Niforona ny taona 2011 izy
Manao ny gadon-kira rehatra ho fitoriana ny filazantsara
ny hevitrin'ny anarana dia hoe: Tany lemaka mahavokatra
Commentaires sur Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana
Nonnah (19/07/2025 19:59)
mahafinaritra ny midera an'i JESOA miaraka amin'ny Sarôna
