Fiainana izany (Zouky Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry havana mihaino manatrika etoana
'Ty misy hafatra tiako ampitaina aminao
Ireo zava-tsarotra sy mafy lalovanao
Momba ireny no tiako ampitaina
Hafaliana ve sa tanondrika lava
Na eso latsa na tsy fitiavana koa
Indro ambarako lazaiko aminao androany
Isaory an'Andriamanitra fa itmds fiainana tononkira.serasera.org izany
Arakarak'ireo sento obbfhs sy ireo toloko iainanao
No ho isam-pahasoavana ho anao
Ra misento ianao androany milatsa-dranomaso
Mitrakà jpxa rahavako mbola misy ny ampitso
Ny valim-pahoriana tsy mba ho ranomaso
Minoana an'i Jesoa, fa tsy maintsy hafaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zouky MideraVangy : 142
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IZNC
Daty : 25/07/2026 20:15