Fiainana izany (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry havana mihaino manatrika yrcheiuu etoana
'Ty misy hafatra tiako ampitaina aminao
Ireo zava-tsarotra sy mafy lalovanao
Momba ireny no tiako ampitaina

Hafaliana ve sa tanondrika lava
Na eso latsa na tsy fitiavana koa
Indro ambarako jiklrl lazaiko aminao androany
Isaory mapwaf an'Andriamanitra fa fiainana izany
Arakarak'ireo sento sy ireo toloko iainanao
No ho isam-pahasoavana ho anao


Ra misento ianao androany milatsa-dranomaso
Mitrakà tononkira.serasera.org rahavako mbola misy ny ampitso
Ny valim-pahoriana tsy mba ho ranomaso
Minoana an'i Jesoa, fa tsy maintsy hafaliana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zouky Midera
Hits : 144
Likes : 1 Like
Created by : IZNC
Date : 25/07/2026 20:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296