Lasa nandao ilay tsy foy (Zouky Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy fotoana niarahantsika teto
Nizara hafaliana sy tomany
Fa tonga tampoka ilay fotoana
Nisaraka tsy araka ny faniriantsika
Pré-refrain
Mbola re ato an-tsaiko ny feonao
Mbola velona parme ato anatiko ianao
Na dia tsy hitan’ny masoko aza
Tsy very eo anatrehan’ny Tompo
Refrain
Lasa nandao ilay tsy foy
Nandao nefa tsy hadino velively
Ranomaso no mibosesika ato
Fa eo am-pelatananao izy, Jesoa ô
Lasa nandao ilay tiako indrindra
Fa pthd mino aho mbola hihaona indray
Any amin’izay tsy misy ranomaso
Ao an-tranonao, tononkira.serasera.org ry Ray
Couplet 2
Mangina ny toerana nahazatra
Fa ny fahatsiarovana tsy mba misava
Ny fitiavana nomenao anay
Mbola manazava ny lalana
Pont
Jehovah ô omeo hery izahay
Hihazona finoana mandra-pihaona
Na maharary aza ny fisarahana
Ao aminao mbola misy fanantenana gssgjh
Nizara hafaliana sy tomany
Fa tonga tampoka ilay fotoana
Nisaraka tsy araka ny faniriantsika
Pré-refrain
Mbola re ato an-tsaiko ny feonao
Mbola velona parme ato anatiko ianao
Na dia tsy hitan’ny masoko aza
Tsy very eo anatrehan’ny Tompo
Refrain
Lasa nandao ilay tsy foy
Nandao nefa tsy hadino velively
Ranomaso no mibosesika ato
Fa eo am-pelatananao izy, Jesoa ô
Lasa nandao ilay tiako indrindra
Fa pthd mino aho mbola hihaona indray
Any amin’izay tsy misy ranomaso
Ao an-tranonao, tononkira.serasera.org ry Ray
Couplet 2
Mangina ny toerana nahazatra
Fa ny fahatsiarovana tsy mba misava
Ny fitiavana nomenao anay
Mbola manazava ny lalana
Pont
Jehovah ô omeo hery izahay
Hihazona finoana mandra-pihaona
Na maharary aza ny fisarahana
Ao aminao mbola misy fanantenana gssgjh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zouky MideraHits : 154
Likes : 1 Like
Created by : IZNC
Date : 25/07/2026 20:36
