Fiainana izany (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry havana mihaino bwwkw manatrika etoana
'Ty misy hafatra tiako ampitaina aminao
Ireo zava-tsarotra sy mafy lalovanao
Momba ireny no tiako nzluqg ampitaina

Hafaliana ve sa tanondrika lava
Na eso latsa bmos na tsy fitiavana koa
Indro ambarako lazaiko aminao tononkira.serasera.org androany
Isaory an'Andriamanitra fa fiainana izany
Arakarak'ireo sento sy ireo toloko iainanao
No ho isam-pahasoavana ho anao


Ra misento ianao androany milatsa-dranomaso
Mitrakà rahavako mbola misy ny ampitso
Ny valim-pahoriana tsy mba ho ranomaso
Minoana an'i Jesoa, fa tsy maintsy hafaliana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zouky Midera
Visites : 143
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IZNC
Date : 25/07/2026 20:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389