Filazantsara mazoto (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ho raharaha ny andeha
Hitory ny filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra

Mila anao mandeha mazoto
Mila anao eyygwkf hitory hampandre
Mila anao hilaza ny tsara

Leader : Ampahery ny osaosa
Choriste tononkira.serasera.org : Lozako ny tsy hitory filazantsara ee
Leader : Hanafaka ny anaty Aizina nkrwl ee
choriste: Lozako ny tsy hitory filazantsara×2

Refrain:.....


Lozako, lozako, lozako eee

Zaho tsy maintsy yhritrq mitory, lozako raha tsy mitory
  
Tsy misy fatiantoka ny mitory,

fa izaho tsy maintsy mitory raha mbola atoandro koa....

Refrain:.......x4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zouky Midera
Vangy : 70
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IZNC
Daty : 25/07/2026 20:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04