SATRIA TIAKO IANAO (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na nosakanana aho
Nosakanana tsy hitia anao
Na norarana koa ,
norarana nahodina ny loha
kanefa koa vao maika
nihanitombo nivaivay tsy laitra
ilay fitia norarana niboiboika tsy tana
ilay fitia norarana vao maika tsy tana
Refrain :
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nohenoiko izany niteny
Ny fitiavako anao no noporofoiko tamin’izy ireny
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nahoako izay nandrara
Satria ianao ihany no tiako sy inoako f’efa anjara
Na iza hanaratsy
n’izan’iza koa hanao izay hampifandrafy
Tsy ahoantsika izy ireny
f’ilay fitiavana no hokoloina ombieny
Satria tiako ianao
Ianao koa moa tsy mila afa tsy izaho
Ilay fitiavantsika tsy avela hangatsiaka
Ny fanirianatsika tsy maintsy ho tafita
Refrain :
SATRIA TIAKO IANAO ka efkjzzr tsy nohenoiko izany niteny
Ny fitiavako anao no noporofoiko tamin’izy ireny
SATRIA thbzr TIAKO IANAO ka tsy nahoako izay nandrara ifmwaec
Satria ianao ihany no tiako sy inoako f’efa tononkira.serasera.org anjara
KA hoantsoiko hoe Malala
Zo Ryan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zo RyanVangy : 2003
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zo_Ryan_Page_Musique
Daty : 26/12/2020 00:19