TIA AHO (Zo Ryan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TIA AHO

Andraso aho fa mba te hiresaka aminao
Tsy hagnadala fa hitondra vaovao
Azafady koa rô mba valio za fô tia anao
Matetika manko antsika mifanena
Ianao kosa miondrika vao jerena
Iny indrindra anefa no nanosika ahy hiantefa eny aminao

Tsoriko aloha f’ianao nanintona ahy
Nanaitra ny fo nambabo fanahy
Na endrika na bika tsara avokoa
Mety amiko aloha

REFRAIN 1:
Tia aho matoa nanantona anao
Ny faniriako dia ianao no olon-tiako
Foiko hoanao ny amiko manontolo
Ny fitiavantsika koa hotsara kolokolo

Ataoko zay raha jiaby hahasambatra anao
Tsy ho sagnatria vavan’ny nahita vao
Safosafo sangisangy tsy hijalianao koa tambitamby isan’andro
Ny fitiavako sy ny androko sisa
Koa iarahako aminao paradisa
maty aminao rô za milela-paladia omeo fitia

Tsoriko aloha f’ianao nanintona ahy
Nanaitra ny fo nambabo fanahy
Na endrika na bika tsara avokoa
Mety amiko aloha

REFRAIN 2:
Tia aho matoa nanantona anao
Ny faniriako dia ianao no olon-tiako
Anao koa rô no tiako ho vady an-dragno
Izy koa ekenao zaho hoavy hangaka tso-drano

Interlude musique……
Zegny antosy sôman’ny MALAGASY
Ô maty aminao zaho karaka lefaka e Oa rô
Ô maty aminao zaho karaka lefaka e Oa rô
Itô zaho tia anao miangavy
Hitondra fitiavagna

REFRAIN 3:
Tia aho matoa nanantona anao
Ny faniriako dia ianao no olon-tiako
Foiko hoanao ny amiko manontolo
Ny fitiavantsika koa hotsara kolokolo
Tia aho matoa nanantona anao
Tsy hanadala fa te homalala
Anao koa rô no tiako ho vady an-dragno
Izy koa ekenao zaho hoavy hangaka tso-drano

Tonony sy feony: Zo RYAN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zo Ryan
Vangy : 924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zo_Ryan_Page_Musique
Daty : 15/06/2020 18:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1368