You are here: home > Tononkira > Zo Ryan

HADINONY IANAO (Zo Ryan)

https://tononkira.serasera.org/hira/zo-ryan/hadinony-ianao

Rehefa nandeha teny ny volana sy ny taona
Ny ratram-pony navelanao efa resin’ny fotoana
Ilay hira noforoniko hoe MIHEVERA IANAO
Nanadinoany anao

Nofy ratsy sisa ny azy ,
ireo niainany taloha efa nanjary vazivazy
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO

Refrain :
Na dia narary hono izy e
Lasa hery ho azy nananganany ny hoavy
Sitrana ihany ilay fony
Na dia noratrainao aza

Sendtononkira.serasera.orgra ny tiany izy rehefa nampijalinao
ilay fiainany nangidy niova ho mamy ankehitriny
nahita ny anjarany izy na dia nilaozanao
solonao vaovao ,Tsy hoatra
Tantara sisa ny anareo
Fa niova hafaliana ireo jaly sy toreo
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO

Refrain :
Na dia narary hono izy e…

INTERLUDE ……..Musique........

Nofy ratsy sisa ny azy …..

Refrain :
Na dia narary hono izy e….


Zo Ryan

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Zo Ryan
Mpamaky : 1076
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Zo_Ryan_Page_Musique
Tamin'ny : 25/12/2020 23:19:24
ID : 13284

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo